|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 azom-panafana |
| Singan-teny | 2 azo, 3 fanafana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|