|
|
|
|

Teny iditra1  aza fady
Singan-teny  2 aza, 3 fady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny atao mba hialan-tsiny raha te hiangavy olona; teny fialan-tsiny raha hanao zavatra tsy mety nefa tsy maintsy atao, na raha avy manao zavatra tsy mety, vita tsy nahy: Aza fady fa hialoha anao aho, tompoko / Aza fady fa voadonako ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 an apologetic expression meaning, excuse me, have the goodness too, etc. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12