|
|
|
|

Teny iditra1  aza atao raraka an-tany
Singan-teny  2 aza, 3 atao, 4 raraka, 5 tany
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny entina hanamafisana ny anatra sy ny hafatra omena, izay tsy tiana hisy hadino na hanalana, fa hotovina ara-dalàna avokoa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12