|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avovona
Fototeny  2 vovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  avovona
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Fiavosa mifanongoa miavoavo.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  14 avovona, 15 ovañova, 16 voañova, 17 voavona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19