|
|
|
|

Teny iditra1  avoanjo
Fototeny  2 voanjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ireo olona amponenina amin' ny toerana iray hanamainty molaly ny tany, na ireo miaramila apetraka hiandry tany ao. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 avoanjo, 10 voajano, 11 voaonja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12