Entrée avelo
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [1.1]
Explications en anglais A spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [1.2]
 The soul; a spirit, a ghost [1.7]
Explications en français L'âme des morts [1.8]
Vocabulaire 

Entrée avelo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] Fofom-biby arahin'ny alika mihaza [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31