|
|
|
|

Teny iditra1  atsolotsolo
Fototeny  2 tsolotsolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atanina, atao akaikin' ny afo: Atsolotsoloy eo amin' ny afo iny akanjonao lena iny mba ho maina haingana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08