|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atrehina |
| Fototeny | 2 atrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Jerena eo anoloana: Natrehin' ny lehiben' ny fampianarana ny fizaran-doka tao amin' ny sekolinay.
5 Hita maso: Natrehinao ve ny nikapohany ny zandrinao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 see atrika..
[1.2] 7 to be faced. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 à quoi on fait face, dont on est témoin.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 atrehina, 15 hena raty, 16 ihetrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|