|
|
|
|

Teny iditra1  atofantsika
Fototeny  2 tofantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao mibaraingo manao andohalambo, ahantsika, alantsika.
5 Asaina miandry ela: Natofantsiny teo an-tsena adiny telo aho. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12