Entrée | atidoha | ||||
Mots élémentaires | aty ; loha | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1] | ||||
Explications en anglais | The brains. [1.2] | ||||
The brain [1.7] | |||||
Explications en français | Le cerveau [1.8] | ||||
Exemples |
| ||||
Vocabulaire | Biologie | ||||
Mots composés |
| ||||
Mis à jour le 2023/05/27 |