|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 atatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo..
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 10 atatra |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 akotry.
[Betsimisaraka]
[1.78] 13 fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary. [Tanala] [1.78] 14 Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary. [1.1] 15 akotry. [Bezanozano] [1.78] 16 fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 glumelle.
[1.13] 18 Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Tovy hevitra | 20 akatatra |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 22 atatra |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra).
25 Tsy vaky afero, tsy valahara. [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 26 vaky atatra |
| Teny iditra (4/4) | 27 atatra |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis).
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae..
[Mahafaly]
[1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny nalaina | 32 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 33 atatra, 34 tarata |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|