|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 atao hoe |
| Singan-teny | 2 atao, 3 hoe |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be called (by name)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 appelé, dit
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|