|
|
|
|

Teny iditra1  aspi
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany. [1.1]
Voambolana  4  Miaramila

Fivaditsoratra  5 aspirà, 6 parasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12