|
|
|
|

Teny iditra 1  asisika
Fototeny  2 sisika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy
9 Atsofoka: Asisiho kely ao amin' ny taratasinao ireto teny ireto [1.1]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how asisika
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21