|
|
|
|

Teny iditra1  asidra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ranomahery faninginana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [English acid] acid. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 acide. [1.13]
Ohatra  6  Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#]
7  Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445#]
Voambolana  8  Simia
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 9 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 adrisa, 11 asidra, 12 radisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09