|
|
|
|

Teny iditra1 asidivavy
Singan-teny  2asidy, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 zanaka vavin' ny anabavy [Tsimihety] [1.78#R.17]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Tsipelina hafa  7sidivavy
Tohi-kevitra  8asidilahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12