|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aseho |
| Fototeny | 2 seho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atranga, aharihary, velarina mba ho hita
5 Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1] |
| Ohatra |
6 Samy aseho amin' ny teny izy ireo.
[1.519#]
7 Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | aseho, 13 hoesa, 14 Hosea |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|