Entrée asavoana (savoana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alefa miakatra ambony: Asavoanako ny baolina, dia tantazonareo kosa [1.1]
Morphologie 
Présent : asavoana, asavoako, asavoanao, asavoany, asavoantsika, asavoanay, asavoanareo, asavoan', asavoan-, asavoam-, asavoa-
Passé : nasavoana, nasavoako, nasavoanao, nasavoany, nasavoantsika, nasavoanay, nasavoanareo, nasavoan', nasavoan-, nasavoam-, nasavoa-
Futur : hasavoana, hasavoako, hasavoanao, hasavoany, hasavoantsika, hasavoanay, hasavoanareo, hasavoan', hasavoan-, hasavoam-, hasavoa-
Impératif : asavoany

Mis à jour le 2023/01/05