|
|
|
|

Teny iditra1  arovana
Fototeny  2 aro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy.
5 Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny.
6 Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented.. [1.2]
8 to be protected. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on protège. [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aravona, 16 arovana, 17 voanara, 18 voarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02