|
|
|
|
Teny iditra
1
arorona
Fototeny
2
rorona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Avala hanambady olona ambany firazanana noho izy.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
arorona
, aroroko, aroronao,
arorony
, arorontsika, aroronay, aroronareo, aroron', aroron-, arorom-, aroro-
6
Ny lasa :
narorona, naroroko, naroronao, narorony, narorontsika, naroronay, naroronareo, naroron', naroron-, narorom-, naroro-
7
Ny hoavy :
harorona, haroroko, haroronao, harorony, harorontsika, haroronay, haroronareo, haroron', haroron-, harorom-, haroro-
8
Filaza mandidy :
arorony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12