| Entrée | 1 arodana |
| Radical | 2 rodana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be pushed down, as a wall [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on fait tomber, comme un mur [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 adarona, 12 arodana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|