|
|
|
|

Teny iditra1  aritera
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lalandra mitondra ny ra avy ao amin' ny fo mba hiely eran' ny tena; mena ny ra ao anatiny. [1.1]
Voambolana  4  Haiaina
Tovy hevitra  5 fanely

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12