|
|
|
|

Teny iditra1  aretin-kozatra
Singan-teny  2 aretina, 3 hozatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 aretina mandemy ny hozatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 maladie des nerfs. [1.54]
Ohatra  7  Mpivoan'ny aretinkozatra sy aretim-po, koa tokony hitandrina amin' izany. [1.381#]
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12