|
|
|
|

Teny iditra1  areti-mifindra
Singan-teny  2 aretina, 3 mifindra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 aretina mety ho azon' izay mifanerasera na mifampikasoka amin' ilay marary. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 maladie contagieuse. [1.54]
7 maladie transmissible. [1.13]
Voambolana  8  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12