|
|
|
|

Teny iditra1  arepirepy
Fototeny  2 repirepy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Avembena, arondrona.
5 Aapanapana: Arepirepin' ny fahoriana izy na mitotototo atsy, mitotototo aroa. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12