Entrée arenireny (renireny)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asaina na avala mandeha atsy sy ary, avezivezy, avoivoy: Aza arenireny ny alikanao rahalina fa lasan' ny mpisambotra alika [1.1]
Morphologie 
Présent : arenireny, arenireniko, arenireninao, arenireniny, arenirenintsika, arenireninay, arenireninareo, arenirenin', arenirenin-, arenirenim-
Passé : narenireny, narenireniko, narenireninao, narenireniny, narenirenintsika, narenireninay, narenireninareo, narenirenin', narenirenin-, narenirenim-
Futur : harenireny, harenireniko, harenireninao, harenireniny, harenirenintsika, harenireninay, harenireninareo, harenirenin', harenirenin-, harenirenim-
Impératif : arenireneo

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05