|
|
|
|

Teny iditra1  arendrika
Fototeny  2 rendrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alatsaka ao anaty rano mba ho difotra: Aleo narendrika ilay sambo satria entana halatra no tao anatiny
5 Empoina: Arendrika ny halimo hanaovana lakolosy
6 Atao mitovy tantana: Tokony harendrika ity tokotany ity
7 Taomina, vokisana hikomy: Olona tsotra daholo no narendriny hikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 melted, to be sunk or wrecked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on coule; qu'on fait couler; qu'on fond; qu'on fait échouer [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08