|
|
|
|

Teny iditra1  aredona
Fototeny  2 redona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara. [1.1]
Ohatra  5  Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. [2.245#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12