|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 araika |
| Fototeny | 2 raika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Arona, atongilana, atao mihilana fa tsy mijoro mahitsy: Aza araika miankavia ny lohanao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be inclined, to be made to lean.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 akaray, araika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|