|
|
|
|

Teny iditra1  aoka
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-mampitsahatra na mampijanona asa na zavatra:
4 Aoka izay ny tabataba!
5 miaraka amin' ny ho:
6 Enti-mitaona na mitarika hanao asa na hanan-toetra toy izao na toy izao:
7 Aoka ho malina fatratra isika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 sufficient, enough [1.2]
9 enough! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 assez! puisse! [1.8]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 11 amin' io teny io

Fivaditsoratra  13 akao, 14 akoa, aoka, 15 oaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17