|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aody |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fanafody, sampy, mosavy.
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 fanafody. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 talisman, remède..
[Tankarana]
[1.19] 6 (équivalent de ody : merina) Nom général des remèdes. Aody fandolofana : remèdes contre la syphilis secondaire ; surtout administrés aux femmes pour prévenir les avortements d'origine syphilitique.. [Betsimisaraka, Betsileo] [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana 9 Finoana |
| Tsipelina hafa | 10 ahôdy |
| Teny iditra (2/2) | 11 aody |
| Fototeny | 12 ody |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aodina [Fitanisana] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|