|
|
|
|

Teny iditra1  anôfela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karaza-moka mahatonga ny tazo amin' ny fampidirany mikraoby hematozoera ao anatin' ny ran' izay voakaikiny. [1.1]
4 moka vavy mitondra tazo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 anophèle. [1.13]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina 7  Fahasalamana

Fivaditsoratra  8 alefona, 9 anôfela, 10 fañeloa, 11 Fanoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12