Entrée antsatoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1]
Analogues  diamanga
Bibliographie Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31