|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 antsantsa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a shark. See akio.
[1.2] 5 a shark. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 requin.
[1.8] |
| Ohatra |
7 iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony.
[2.5]
|
| Voambolana | 8 Haibiby: trondro |
| Tovy hevitra | 9 akio |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 antsantsa |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy..
[1.2] |
| Voambolana | 15 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 16 antsiantsy |
| Teny iditra (3/3) | 17 antsantsa |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy.
[1.2] |
| Voambolana | 20 Lalàna |
| Tovy hevitra | 21 jiolahy |
| Fivaditsoratra | 22 antsantsa, 23 tsantsana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|