|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsanga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tany na fako entin' ny riaka na ny rano ka miangona be. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a heap of sand thrown up by the rain or a stream.. [1.2]
5 trash and mud deposited by flood water. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sable, boue et dépôts apportés par les eaux.. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)11  antsanga
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (3/3)15  antsanga
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 a red wild pig. See lambo. [Provincial] [1.2]
Voambolana  18  Haibiby: mampinono

Fivaditsoratra  19 antsanga, 20 tsangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09