|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antsaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-borona toa angano ihany malaza ho tsara feo aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom d'un oiseau dont il est beaucoup parlé dans les légendes. [1.54]
Voambolana  5  Finoana

Teny iditra (2/2)6  antsaly
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Feon-kira ritsohina amin' ny valiha; hira mitoreoreo. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Voambolana  10  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  11 antsaly, 12 latsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19