|
|
|
|

Teny iditra1  antomorina
Fototeny  2 antomotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Akekezina akaiky dia akaiky: Aza antomorinao io hady io.
5 Hafainganina, dodonana. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 antomorina, 11 imontorana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12