|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 antilimbohitra. [1.1]

Teny iditra (2/2)4  antily
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana.
7 (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny). [1.1]
Mpanahaka  8  tily

Fivaditsoratra  9 antily, 10 Ilinta, 11 linita, 12 tilina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12