|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anti-tsaina |
| Singan-teny | 2 antitra, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 entina hilazana olona manana toetra na fisainana hendry, matotra
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 anti-panahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|