|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 antenimiera |
| Singan-teny | 2 teny, 3 miera |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha
[1.1] 6 andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 assemblée
[1.13, 1.5] |
| Tovy hevitra | 8 komity |
| Mpanahaka | 9 komity |
| Kamban-teny rehetra | 10 antenimieran' ny fifampifehezana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|