|
|
|
|

Teny iditra 1  ankororosy
Fototeny  2 kororosy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
5 Fionganana. [1.1]
Ohatra  6  Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany. [1.437#]
Tovy hevitra  7 kororosy
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ankororosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22