|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ankoala |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 helodrano lehibe sady lalina.
[1.10] |
| Voambolana | 4 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/4) | 5 ankoala |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 omby vaventy nefa mahia..
[1.10] 8 Lehibe ary mahia: Omby ankoala. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 lean oxen that have been brought up from the town called Ankoala..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Boeuf grand et maigre.
[2.415] |
| Voambolana | 11 Toe-karena: fiompiana |
| Teny iditra (3/4) | 12 ankoala |
| Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 zatovolahy na zatovovavy lava, nefa mahia sady ratsy bika.
[1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Se disait des jeunes gens grands et mal conformés.
[2.415] |
| Teny iditra (4/4) | 16 Ankoala |
| Sokajin-teny | 17 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 faritany ao akaikin' i Maevatanana, avaratra atsinanany, nisy tobim-bolamena' i M. Suberbie tamin' ny tany Malagasy.
[1.10] |
| Fivaditsoratra | 19 akalano, 20 alonaka, 21 Ankoala, ankoala |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|