|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankasa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka
[1.1] 4 isa azo zaraina roa marina tsara [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ankatsa]
5 a pair. See lomisy
[1.2] 6 even (of numbers) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 pair (nombre)
[1.8, 1.13] |
| Voambolana | 8 Matematika: rafitrisa |
| Tohi-kevitra | 9 tsy ankasa, tsiankasa |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | ankasa, 11 sakana, 12 sanàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|