|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 an-joro |
| Singan-teny | 2 zoro |
| Sokajin-teny | 3 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 ny eo atsimo atsinanana atsimom-patana tamin' ny tranon' ny Ntaolo fahiny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 (anjoro) the corner of anything, or at the corner of anything. See zoro..
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 6 anjoro |
| Sokajin-teny | 7 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 ankaterana.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 anjoro, an-joro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12 |
|