|
|
|
|

Teny iditra1  anjelisy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (Fivavahana Katolika) Fivavahana fiarahabana an' i Masina Maria intelo isan' andro -- maraina, mitataovovonana, hariva -- amin' ny feon' ny lakolosy mitsitaitaika intelo. [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12