|
|
|
|

Teny iditra1 angole
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1]
Voambolana  4 Kilalao

Fivaditsoratra  5 angole, 6 Eglona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12