|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angolaina |
| Fototeny | 2 angola |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra.
5 Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to have one's caprices satisfied.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 dont on satisfait les caprices.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 angolaina |
| Fototeny | 14 angola |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola..
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 17 angolaina, 18 iangolana, 19 laingoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|