|
|
|
|

Teny iditra1  anglisy
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy.
4 Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an Englishman or woman. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 anglais, anglaise. [1.8]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Tovy hevitra  8 angley
Mpanahaka  9  angletera, 10  angletera, 11  englanda, 12  englanda
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09