|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angivy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry lehibe noho ny anana nefa kely noho ny hazo madinika; mangidingidy mahafinaritra ny voany ka be mpitia andrahoina miaraka amin' ny ro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the name of a prickly shrub. Solanum crythracunthum, Bojer. Same as hery, voangivy, and roingivy (Bets.), which last see..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 (de ngivy, mis pour ngidy: amertume extrême) Nom générique des fruits des solanum consommés comme condiments. Ce sont surtout : Solanum erythracanthum Bojer ex Dunal, Solanum heteracanthum Merr. & L.M. Perry, Solanum indicum L. et Solanum macrocarpon L. (Solanaceae)..
[Merina, Betsileo, Sihanaka, Betsimisaraka]
[1.196] |
| Ohatra |
6 Valin-kabary ity ka ho boriboriako toa voan' angivy ihany aloha.
[2.245]
|
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 8 hery, roingivy, voangivy |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|