|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angefa |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy amin' ny anefa, nefa, andrefa, kandrefa (jer. ireo); fampiasan' ny ankizy indrindra kosa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 same as anefa, but rarely used..
[1.2] |
| Tovy hevitra | 5 anefa, kandrefa, kanefa, nefa |
| Fivaditsoratra | 6 angefa, 7 Nafega |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|